Entry | ladinina (ladina) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Hodidinina, fadidirana:
Ladinin' ny vahy ny hazo any an' ala ¶ Fatorana, akambana: Ladino ireto zozoro ireto hanaovana takelaka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word ladinina | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |