|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kotroka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Vocabulaire  8  Météorologie
Explications en malgache  9  Fipoaka na firefotry ny varatra; dona miezinezina heno eny amin' ny lanitra rehefa avy ny orana: Matahotra kotroka izaitsizy ny zafikeliko
10  Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako
11  Laza
12  Fandrahoana ny sakafo ho masaka [1.1]
Explications en anglais  13  thunder; the sound of falling water [1.7]
Explications en français  14  tonnerre; bruit de l'eau qui tombe [1.8]
Exemples  15  Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471]
16  Fa ny orana sy ny kotroka mbola nitohy ihany. [2.472]
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot kotroka

Entrée (2/2)20  kotroka
Partie du discours  21  nom
Vocabulaire  22  Biologie
Explications en malgache  23  voditongotra [Tanosy] [1.78]

Anagrammes  24  kokotra, kotroka

Mis à jour le 2023/08/05