Entry | kotrana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Feo avy amin' ny zavatra maro eo am-pihetsehana. ¶ Korontana, ady, fifandirana, tsy fifanarahana. [Rajemisa 1985] | |
Explanations in French | bruit d'un choc. ¶ choc, agitation, trouble, tumulte, perturbation, dissentiment, désaccord, rixe [Abinal 1888] | |
Derivations |
| |
Entry | kotrana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Volotsangana maina vakina ahantona eny an-tanimbary ka hetsiketsehina mba hampatahotra sy hanaitra ny fody na ny lambo [Rajemisa 1985] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |