Entry Kotokelimiadilaona (koto, kely, ady, laona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Antokon-kintana efatra somary andrefana kelin' ny vahindanitra, izay mamiratra tsara manaitra ny maso
Explanations in French  [Abinal 1888] Les pléiades
Vocabulary 
Other spellings 
Synonyms miadilaona
Analogs  telonohorefy
Examples 
1 [Baiboly: 22:038:031/Joba 38:31..] Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy?
2 [Sibree: Naturalist, page 125] Curiously enough, the Malagasy appear to have given names only to these two prominent clusters of stars. The Pleiades they call Kotokeli-miadi-laona">
Quotes 

Updated on 2021/10/12