Entry |
korintsana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina ¶ Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | tinkling ornaments [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | retentissement d'un grelot, de petits ornements [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
|
Entry |
korintsana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | a child's rattle [Hallanger 1973]
|
Vocabulary |
Examples | Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena; [Rakotonandrasana: Tantsaha]
|
Illustrations |
|
|