Entry koja
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojan-tokantrano
¶ Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojany rehetra izao.
Derivations 
Synonyms kojakoja

Entry koja
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] kosa: Anareo koza ka ba mañisy an'io ango valaña io (ianareo kosa aza mba manao io teotra ratsinareo io)

Updated on 2020/07/31