Entry | kohaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra [Rajemisa 1985] | |
Explanations in English | a cough [Hallanger 1973] | |
Explanations in French | toux [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974] | |
Vocabulary | Health ~ Sound | |
Derivations |
| |
Analogs | koha-dambo ~ kohadavareny ~ koha-maina | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |