Entrée | 1 kohadavareny |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Santé |
Explications en malgache |
4 Aretin-kohaka mety hahavoa ny zaza eo amin' ny enim-bolana ka hatramin' ny dimy taona eo, ary mora fantarina amin' ny serisery, maso mitsiranondrano sy kohaka mateza amin' ny alina; tapabolana aorian' ny famantarana voalohany, dia miseho ilay feo "lavareny" toa misioka isaky ny mikohaka, avy amin' ny fisintonan' ny fiainana amin' ny faran' ny kohaka mafy mifampitohitohy; aretina faran' izay mora mifindra ny kohadavareny, irony antsoin' ny olona hoe manara-damba [1.1] |
Explications en anglais |
5 Whooping cough [3.1] |
Explications en français |
6 Coqueluche [1.54] |
Exemples |
7 Roa herinandro aty aoriana dia manomboka ny kohadavareny. [2.424#] |
Mots élémentaires | 8 kohaka, lavareny |
Mis à jour le 2023/07/02 |