Entrée | kobonina (kobona) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Rakofana aminy itandremana, afenina ao anaty lamba na akanjo: Nokoboniny tao anaty lambany ilay lefompohy ka tsy aisy nahita Tazonina ao am-po, tsy lazalazaina amin' olona: Nokoboniny tao ny alahelony ka nony ela nanimba ny sainy [1.1] | ||||||||
Explications en français | Qu’on couvre soigneusement, qu’on cache dans son vêtement: Nokoboniny tao anatin’ ny lambany ny akoho, fa naneno tampoka (Il cachait sous son lamba un poulet, qui s’est mis tout à coup à crier) [1.3] | ||||||||
Exemples | Tamin' ny voalohany, tsaroako ny fijaliany, ny hatezerany koboniny ao am-pony, hita tamin' ny tarehiny koa ny dian' ny fihambatany nentiny.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/02/28 |
![]() |