Entry kinarinarina (arinarina (arina))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba filolohavan-javatra tsy hazonina, fa ny loha no ahetsiketsika kendrena hanohana azy tsy hianjera
¶ Fametrahan-javatra mihilangilana tsy asiana tohany [1.1]
Explanations in French jeu d'équilibre [1.13]
Proverbs 

Updated on 2023/01/20