|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 kibory
Fototeny  2bory
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Ilazana izay zavatra boribory na mivongovongo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5any spherial object. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6objet sphérique. [1.8]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)8 kibory
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10fasana. [Taisaka, Bezanozano, Tanosy] [1.78]
11fasana, trano na lava-bato fametrahana ny maty: miharaéna ny raha hitañiana ka an-kibory ñ'atao lalana (mitady izay hitomaniana ka eny am-pasana no atao lalana). [Tanala] [1.78]
12Anaran' ny fasan' ny Antesaka, izay misy toa karazan-trano efa-joro lehibe ka hita mifanongoa eo ny razana. (Ny lehilahy dia mitandahatra amin' ny lafiny avaratra, ny vehivavy amin' ny lafiny atsimo, ka miantsinanan-doha avokoa izy rehetra; tsy mahazo miditra ny kibory ny olona rehetra tsy Antesaka, ny zaza tsy Antesaka na ny rainy na ny reniny, ny Antesaka nanao hadisoana lehibe ka efa nahataky ny foko fahavelony, ary ny lehilahy Antesaka tsy mifora). [1.1]
13fasana lehibe. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  14a tomb. [Provincial] [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15tombeau. [Provincial] [1.8]
16tombeau. [1.13]
17dans tout le Sud, tombeau collectif d'un clan. [1.196]
Ohatra  18 Rehefa tonga akaikin' ny kibory (fasana), dia indreny misy ray aman-dreny sasantsasany mialoha, lasa hanesotra ny varavaram-pasana. [2.436#]
Mpanahaka  19 fasana

Teny iditra (3/3)20 kibory
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22(de bory : rond). Nom du tout jeune fruit ou de l'ovaire infère fécondé après la chute du périanthe.. [Merina] [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  24kiborim-boatavo

Fivaditsoratra  25 boriky, 26 kibiro, 27 kibory, 28 kiribo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09