Entry -kendry
Part of speech morphological form of hendry
Morphology 
-kendry
-kendriko
-kendrinao
-kendriny
-kendrintsika
-kendrinay
-kendrinareo
-kendrin'
-kendrin-
-kendrim-
Examples 
1 [Dahle: Angano, page 240] Akory ity no adala miara-monina amin-kendry!
2 [Rabemolaly: Fary, page 57] Mbola satriko hierana Ny olon-kendrim-panjakana
3 [Rahajarizafy: Filozofia, page 36] kely ny sasantsasany amin' ireo olon-kendrin' ny firenen-kafa
4 [Baiboly: 33.27.8] Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao

Entry kendry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha
Explanations in French  [Abinal 1888 page 322, Rajaonarimanana 1995] action de viser
  [Abinal 1888 page 322] dessein, propos, attention, application
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry kendry
Part of speech preposition [full list]
Regional synonyms aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, anoloana, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] aloha

Updated on 2021/12/17