Entry |
kely
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay ¶ Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga ¶ Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io ¶ Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany.
[Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | little, small [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | petit, peu [Hallanger 1974]
|
Derivations |
Morphology |
kely
keliko
kelinao
keliny
kelintsika
kelinay
kelinareo
| |
|
Compound words, titles, names |
|
Examples | Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [Andraina: I Vola, page 10]
|
Quotes |
Toponymy |
|
|