Entry | katibo | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Olona mpitahiry sy mpitandrina ny sorabe, ka olona mahay mamaky sy manoratra izy io ary fantatra marina ny mahataranak' Arabo azy marindrano [1.1] | |
Origin | Arabic: katibun. | |
Anagrams |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |