Entry kararavina (ravina)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny [Ravelojaona 1937 page K.98]
 Manify dia manify
Mitovy hevitra: elatr' angidina [Rajemisa 1985]
Explanations in French très mince comme une toile d'araignée [Abinal 1888 page 313]
Examples Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; [Baiboly: 29.40.22]

Updated on 2020/07/31