|
|
|
|

Teny iditra 1  karakaraina
Fototeny  2 karakara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako
9 Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy
10 Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika
11 Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be cared for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 dont on a soin [1.8]

Fivaditsoratra  14 ikarakarana, 15 irakarakana, karakaraina, 16 rakarakaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19