Entrée |
kapa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fandidiana amin' ny famaky na antsibe: Ratsy kapa itỳ hazo ity izany. [1.1]
|
Explications en anglais | A cutting, a hewing [1.7]
|
Explications en français | Action de couper, d'abattre [1.8]
|
Dérivés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
kapa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazam-pamelezana fanaon' ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon' ny ankilany. [1.1]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
kapa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony [1.1]
|
Explications en anglais | Sandals [1.7]
|
Explications en français | Sandales [1.8]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Articles |
|