Entry | kaomisera | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Manamboninahitra ambony indrindra amin' ny Polisy izay tompon' andraikitra amin' ny fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin' ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera [Rajemisa 1985] | |
Vocabulary | Law | |
Origin | French: commissaire (un). | |
Other spellings | komisera [Andraina: I Vola] | |
Examples | Ny komisera no tonga dia nitondran' izy roa lahy ahy. [Andraina: I Vola, page 47] | |
Updated on 2021/10/12 |
![]() |