Entry | kady | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo ¶ aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [Rajemisa 1985] | |
Explanations in French | Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [Abinal 1888] | |
Derivations |
| |
Other spellings | kiady | |
Entry | kady | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Tankarana] bruit de l'eau dans une barrique. [David: Dialectes (takila K)] | |
Vocabulary | Sound | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |