Entry kabiro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaneno tsofina toy ny sodina, natao tamin' ny hazo nolavahana ka ny sofiny mivelatra eo ambany [1.1]
Explanations in French  [Tankarana] sorte de flûte, chalumeau, trompette. [1.19]
Vocabulary 
Hyperonym zavamaneno
Co-hyponyms kabosa, kabaosa, kabaosy, kabosy, kilerao, kilarinety, kilangay, kilakila, kiloloka, kipantsona, langorony, langoroany, langoroana, lokanga voatavo, lokangam-bazaha, lokanga vava, lokanga, lokanga hisatra, lakolosy, pirango, piripity, piano, pitsofaoro, pitikilangy, pisto, rondro, orgàna, rimorimo, armonia, raloba, angorodao, angaroa, angorodaovava, antsodiñy, antsiva, antsoly, anjombona, anjomara, anakidory, n' lapa, n' lapabe, garadoboky, gorodo, gitara, zezo, tary, atrañatra, atranatrana, trotrobe, trompetra, taralila, tsirivo, tsotsoka, tsikadraha, tambovo, takoritsoka, sarinety, sodina, sobaba, silingary, silongary, farara, fararan-tsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, harpa, hazolahy, hatrotrobe, morarava, maromaso, marovany, manandrialahy, manandriavavy, manandria, ambio, ambioka, makasa, ampongabe, ampongavilany, ampongantaolo, amponga, jy, jenjy, jinjilava, jazy, jejy, jejevoatavo, jejy voatavo, jejelava, jejilava, dory, dretra, doribè, detra, dombolo, dedeboka, adabo, doka, diapazona, valiha, valiha tory tenany, valiha jihy vy, valiha tsimihety, valihavata, valiha tory folo, valiha marovany, valihavero, barakoma, bengilahy, bingona, bingy, bezoma, bakora, belahara, belela, korintsana, kitrivo, kotra, kiatsody, kahiamba, kahamba, kidedra, kovabe, kabiry
Synonyms kabiry

Anagrams 

Updated on 2023/03/19