|
|
|
|

Entrée1  kabaosa
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Musique: instruments
Explications en malgache  4  Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Synonymes  5  kabaosy, kabosa, kabosy
Hypéronyme 

Anagrammes  6  kabaosa, sabakao, saboaka

Mis à jour le 2023/03/19