Entry | jofoina (jofo) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho ¶ Ianjerana, iantontana ¶ Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Synonyms | jofoana | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |