Entry |
jirika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | commerce, trafic en détail, vente d’esclave [Abinal 1888 page 296]
|
Derivations |
|
Entry |
jirika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo ¶ Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | a band of robbers [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | pillards qui vont par bande [Abinal 1888 page 296]
|
| [Tankarana]
brigandage en bandes. [David: Dialectes (takila J)]
|
| bande de pillards [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Compound words, titles, names |
|
Examples | Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika,matin'ny miaramila. [Rajohanesa: Kintana]
|
Quotes |
|