Entry |
jinifa
(jifa)
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | atao majifa, voafaoka, lany tanteraka: Nojinifan' ny mpangalatra ny entan-dRazoky tatsy atsimo [1.1]
|
Explanations in French | enlevé, dévoré, consumé [1.3]
|
Morphology |
jinifa
jinifako
jinifanao
jinifany
jinifantsika
jinifanay
jinifanareo
jinifan'
jinifan-
jinifam-
| |
nojinifa
nojinifako
nojinifanao
nojinifany
nojinifantsika
nojinifanay
nojinifanareo
nojinifan'
nojinifan-
nojinifam-
| |
hojinifa
hojinifako
hojinifanao
hojinifany
hojinifantsika
hojinifanay
hojinifanareo
hojinifan'
hojinifan-
hojinifam-
| |
|
Synonyms | |
|