Entrée | 1 jamba |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io [1.1] |
Explications en anglais |
4 blind [1.7] |
Explications en français |
5 aveugle [1.8] |
Exemples |
6 Izay manota fady azy, hono, dia tonga jamba. [2.69] 7 Fohy maso izy ary jamba mihitsy tatý aoriana. [2.356] 8 Tsy jamba intsony izy, ary tsy mangovitra intsony ny feony. [2.4] |
Vocabulaire |
9 Santé |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres | 18 Sorobaton’ilay jamba (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) |
Article |
19 Randzavola: jamba ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/08/11 |