|
|
|
|

Teny iditra1  izy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso.
4 Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.]. [1.2]
6 he, she, it. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Il, elle, lui, le, la. [1.3]
8 Il, elle. [1.5]
9 il, elle. [1.8]
Mpanahaka  10  azy, 11  izyireo, 12  ny
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 22 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11