Entry itanana (tana)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888 page 664]
Morphology 
itanana
itanako
itananao
itanany
itanantsika
itananay
itananareo
itanan'
itanan-
itanam-
itana-
nitanana
nitanako
nitananao
nitanany
nitanantsika
nitananay
nitananareo
nitanan'
nitanan-
nitanam-
nitana-
hitanana
hitanako
hitananao
hitanany
hitanantsika
hitananay
hitananareo
hitanan'
hitanan-
hitanam-
hitana-
itano
Examples 
1 [Baiboly: 24.5.22] Ny heloky ny ratsy fanahy dia mahazo ny tenany ihany, Ary ny kofehin' ny fahotany no itanana azy Ny ratsy fanahy mihitsoka amin' ny ratsy nataony, ny famatoran' ny fahotany ihany no maningotra azy;
2 [Rabemolaly: Fary, page 180] Ny teny hoe "fanekena" anefa dia milaza zavatra atao, na toe-pahalalana, izay andraisana sy anekena ary itanana ho marina ilay zavatra, noho ny maha-toe-pon' ny olombelona ny mitsara zavatra ho marina araka ny toetra isehoany.

Updated on 2021/03/24