Entrée (1/3) | 1 isy |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
7 Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona). [1.1] |
Analogues | 8 Tsy misy ivoasana, kapoka iray, katroka iray, lasitra iray, tsy misy fankaiza, navela tao |
Entrée (2/3) | 9 isy |
Partie du discours | 10 interjection |
Explications en malgache |
11 Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana): Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano [1.1] |
Explications en anglais |
12 alas! no! [1.7] |
Explications en français |
13 hélas! non! [1.8] |
Tableaux et planches |
14 Toutes les interjections |
Mis à jour le 2020/07/31 |