Entry isika
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Samy olombelona mety diso daholo isika.(Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha).
Explanations in English  [Richardson 1885] we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.])
  [Hallanger 1973] we (including those addressed)
Explanations in French  [Abinal 1888] nous (y compris ceux à qui on parle).
  [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] nous (inclusif)
Explanations in Italian  [Profita 1969] noi
Compound words, titles, names 
Analogs  antsika ~ -ntsika, -tsika
Tables and plates all the pronouns

Entry ïsika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] hira
Synonyms hosika

Updated on 2022/03/01