Entry ise
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise.
Explanations in English  [Richardson 1885] used familiarly for You, You sir.
  [Hallanger 1973] you (singular) used familiarly between men
Explanations in French  [Hallanger 1974] tu
Explanations in Italian  [Profita 1969] tu
Derivations 
Analogs  ianao ~ ialahy
Tables and plates all the pronouns

Updated on 2020/07/31