Entry |
isa
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila ¶ Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1]
|
Explanations in English | one, each, every [1.7]
|
Explanations in French | est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [1.3]
|
| un, chacun [1.8]
|
International symbols | 1
I
[3.1]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple |
isa,
isany,
isan',
isan-,
isam- |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Analogs |
iray ~
iraika |
Tables and plates |
|
Examples |
1 | Tokony ho 80 no isany
[2.649]
|
2 | Tsy hita isa ny vahoaka
[2.366]
|
3 | fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona
[2.59]
|
4 | Ny hetra aloa dia variraiventy isan' olo-miaina sy vary roa vata isam-pangady
[2.508]
|
|
Articles |
|
Entry |
isa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza
na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...Isa fa tsy roa na safatsiroa:
tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana
eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [1.1]
|
Explanations in English | a number [1.7]
|
Explanations in French | nombre [1.3, 1.8, 1.13]
|
| numéro [1.3, 1.8]
|
| action de compter [1.3]
|
| cardinal [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Analogs |
Fanisana vaovao |
Tables and plates |
|
Articles |
|
Entry |
isa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa,
dia ny isan' andravava na
kilalao,
ny
isan-drary,
ny
isam-balahazo,
ary ny
kitari-daolao.
[1.1]
|
|