Entry | iray petsapetsa (iray, petsa) | |
Part of speech | expression | |
Elementary words | iray, petsapetsa | |
Explanations in Malagasy | enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana ¶ olona iray foko ¶ olona miray tetika [1.1] | |
Explanations in English | of the same social level; united [1.7] | |
Explanations in French | au même niveau de la société [1.8] | |
Examples | Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
[2.471] | |
Updated on 2023/01/01 |
![]() |