Entry iraika (iray)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mitovy amin' ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin' ny isa hafa izay mitohy aminy amin' ny alalan' ny "ambin' ny", "amby": Iraika ambin' ny folo. / Iraika amby zato [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] iray [Rakotosaona 1975]
Explanations in English one, used in the numerals 11, 101, etc, as: iràika àmbin' ny fòlo (one with ten), eleven [Hallanger 1973]
Explanations in French un; sert à former les numéros; ex. iràika àmbin'ny fòlo, onze [Hallanger 1974]
Analogs  iray ~ isa

Updated on 2020/07/31