Entry intỳ
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra eny an-tanana ka tondroina amin' olona itenenana: Intỳ ny satrokao
¶ Enti-milaza zavatra na olona aseho eo no ho eo amin' olona itenenana: Intỳ misy hira kely atolotro ho an' i Neny [Rajemisa 1985]
Explanations in English here I am, here he is, etc [Hallanger 1973]
Explanations in French me voici, le voici, etc [Hallanger 1974]

Entry inty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] loto, pentina [Rakotosaona 1975]
Derivations 

Updated on 2020/07/31