Entry Imerina (i-, Merina)
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy
Explanations in English  [Richardson 1885] the district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko. Comp. Erina.
  [Hallanger 1973] the inland of Madagascar around Tananarive
Synonyms Ankova
Compound words, titles, names 
Analogs  Emyrne ~ Merina
  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Examples 
1 [Randriamamonjy: Tantara, page 451] Ny mpifindra monina avy tany Imerina.
2 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 148] Izahay eto Imerina no solon-dray aman-dreninao.
Quotes 

Updated on 2021/05/23