Entry ianareo
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo ka atao teny lazaina: ~ Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko.
Explanations in English  [Richardson 1885] [ hianareo ] you, ye
Explanations in French  [Abinal 1888] [ hianareo ] vous. S'emploie au singulier et comme terme respectueux entre époux. (Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza? Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka. Mais, c'est que je t'ai attendu.
  [Rajaonarimanana 1995] vous (pluriel); tu, toi
Explanations in Italian  [Profita 1969] voi
Analogs  anareo ~ -nareo, -areo
Tables and plates all the pronouns

Updated on 2020/07/31