Entry ianao
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina: ~ Amin'ny firy no handeha ianao?
Explanations in English  [Richardson 1885] [ hianao ] thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your, and e'gnui o thou.] Compare anao.
  [Hallanger 1973] same as hianao
Explanations in French  [Abinal 1888] [ hianao ] vous (employé pour toi)
  [Rajaonarimanana 1995] vous (respect)
  [Hallanger 1974] même que hianao
  [Beaujard 1998] [Tanala] (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi.
Explanations in Italian  [Profita 1969] tu
Other spellings 
Analogs  anao ~ -ao ~ -nao ~ ialahy ~ ise
Tables and plates all the pronouns
Examples 
1 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso] Hahita loza ianao!
2 [Andraina: I Vola] Manao ahoana ianao, anaka?
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha] Ianao ve no mahateny ahy izany!
4 [FOFAFIPE: Haivola] Fantatro fa tia ahy tokoa ianao.

Updated on 2021/10/05