Entry ialahy
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?)
¶ Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo!
¶ Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko
¶ Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra.
Explanations in English  [Richardson 1885] thou, you. Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence.
  [Hallanger 1973] you (singular) used familiarly between men
Explanations in French  [Abinal 1888] tu, toi. Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur. Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage. -- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons.
  [Rajaonarimanana 1995] tu, toi (tutoiement entre hommes seuleme [...]
  [Hallanger 1974] tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes
Explanations in Italian  [Profita 1969] tu
Derivations 
Compound words, titles, names 
 
Analogs  ianao ~ ise
Tables and plates all the pronouns
Examples 
1 [Rahajarizafy: Kabary, page 138] Lehilahy ialahy otronin'ireny!
2 [Andraina: I Vola] Oviana ialahy no nivoaka tary?
3 [Randriamiadanarivo: Sikajy] Tena kamarady ialahy, hoy izy.

Updated on 2022/05/02