Entry horovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [1.10]
 Jereo tsikorovana [1.1]
Explanations in English Madagascar black bulbul [2.190]
Explanations in French merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller. [1.3]
 bulbul noir [2.191]
Vocabulary 
Scientific name Hypsipetes madagascariensis
Synonyms horova ~ horovy ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikoreva ~ tsikorovana

Entry horovana (rova)
Part of speech morphological form of rovana

Anagrams haranovo

Updated on 2020/07/31