Entry horova
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Ravelojaona 1937 page H.287] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno.
  [Rajemisa 1985 page 445] Jereo tsikorovana
Explanations in French  [Abinal 1888 page 270] merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller.
Vocabulary 
Scientific name Hypsipetes madagascariensis
Synonyms horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikorovana

Updated on 2020/07/31