|
|
|
|

Entrée (1/5)1  horaka
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Géographie: (en général)
Explications en malgache  4  tanimbary [Tambahoaka, Bezanozano] [1.78]
5  Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) [1.1]
6  tany tsy afa-drano azo volena [1.13]
Explications en anglais  7  a ricefield [Provincial] [1.7]
Explications en français  8  rizières, terrains marécageux, humides [1.3]
9  a rizière [Provincial] [1.8]
10  marécage, marais; sol hydromorphe [1.13]
11  . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [Betsimisaraka] [1.196]
[Taisaka]
Exemples  12  Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324]
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 

Entrée (2/5)17  horaka
Partie du discours  18  nom
Dérivés 
19  Verbes actifs :
20  Verbes passifs :
21  Verbes relatifs :
22  Noms :
23  Adjectifs :
Vocabulaire  24  Son
Explications en malgache  25  Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka
26  Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
Explications en anglais  27  the cries of a crowd [1.7]
Explications en français  28  cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion
29  coassement des grenouilles [1.3]
30  les cris d'une foule [1.8]
Synonymes  31  horakoraka

Entrée (3/5)32  horaka
Partie du discours  33  nom
Dérivés 
34  Verbes actifs :
35  Verbes relatifs :
36  Noms :
Explications en malgache  37  Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Exemples  38  Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy [2.996]
Synonymes  39  horakoraka

Entrée (4/5)40  horàka
Partie du discours  41  adjectif
Dérivés 
42  Noms :
43  Adjectifs :
Explications en malgache  44  mena [1.1]
Explications en français  45  écarlate, vermillion [1.3]
Hypéronyme 
Tableaux et planches  46  Les Couleurs

Entrée (5/5)47  horaka
Partie du discours  48  nom
Explications en malgache  49  zohy, lavabato [Tanosy] [1.78]

Anagrammes  50  haroka, horaka, horàka, haroka, horaka, horàka

Mis à jour le 2024/08/18