Entrée | homana (hana) | ||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||
Explications en malgache | Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [1.1] | ||||||
Explications en anglais | To eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [1.7] | ||||||
Explications en français | Manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [1.8] | ||||||
Exemples | Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana.
[2.470] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mots composés |
| ||||||
Analogues | hanina ~ hinana | ||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot homana | ||||||
Anagrammes | homana, manoha |
Mis à jour le 2023/05/25 |
![]() |