Entrée (1/3) | 1 holatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français | 3 provocation dissimulée, tournée. [Tankarana] [1.19] |
Synonymes | 4 ankolatra |
Entrée (2/3) | 5 holatra |
Partie du discours | 6 nom |
Vocabulaire |
7 Botanique |
Explications en malgache | 8 Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [1.1] |
Explications en anglais | 9 mushrooms; fungus in general [1.7] |
Explications en français | 10 champignon [1.8]11 nom générique des champignons [1.3, 1.5]12 (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons : 13 d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae). [Taifasy] [1.196] |
Exemples |
14 dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao; [2.48] 15 Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470] |
Autres orthographes | 16 olatra |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 25 halotra, halôtra, holatra |
Mis à jour le 2023/06/08 |