Entrée | 1 hoditra |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Biologie 4 Zoologie: (en général) 5 Botanique: (en général) |
Explications en malgache |
6 Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso [1.1] 7 Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. [1.1] |
Explications en anglais |
8 Skin, hide, bark [1.7] |
Explications en français |
9 Peau, écorce, cosse [1.3#257, 1.8] 10 Cuir, enveloppe, pellicule [1.3#257] 11 Figuré: teinte, couleur de la peau humaine [1.3#257] 12 L'écorce des arbres en général, suivant les régions, prononcé hoditra, holitsa, holitse, etc. [1.196] |
Exemples |
13 Izy telo mianadahy kosa zarazara hoditra sy olioly volo. [1.436#] 14 Ny stigima dia efa voalaza taloha ho tsy manana hoditra. [1.357#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 38 Proverbes contenant le mot hoditra |
Mis à jour le 2024/03/02 |