Entrée | hodina | ||||||||||||||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||||||||||||||
Explications en malgache | Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [1.1] | ||||||||||||||||||||||||
Explications en anglais | A turning around [1.7] | ||||||||||||||||||||||||
Explications en français | Tournoiement [1.8] | ||||||||||||||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||||||||||||||
| |||||||||||||||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||||||||||||||
Anagrammes | daniho, dinaho, donahy, hadino, hodina |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |