Entry hira
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] lalao, kilalao, hehy
  [Rajemisa 1985] Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
¶ Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
¶ Hirahira: Hira andaniana andro.
Mitovy hevitra: antsa ~ atoa ~ kalo ~ kalokalo ~ vazo ~ vetso
¶ (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso)
Explanations in English  [Hallanger 1973] a song; music; play
Explanations in French  [Abinal 1888 page 249, Hallanger 1974] chant
  [Abinal 1888] airs, musique vocale
¶ action de s'amuser avec des objets
  [Hallanger 1974] musique; jeux
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
hira
hirako
hiranao
hirany
hirantsika
hiranay
hiranareo
hiran'
hiran-
hiram-
-kira
-kirako
-kiranao
-kirany
-kirantsika
-kiranay
-kiranareo
-kiran'
-kiran-
-kiram-
Compound words, titles, names 
 
Examples 
1 [Profita: Ranary, page 90] Hira inona no nohiraintsika?
2 [Ravelomanana: Lalana, page 70] Voatery naverina intelo ilay hira.
3 [Andraina: I Vola, page 69] Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany.
Quotes 

Entry hira
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] anaran-gidro
Explanations in English  [Mittermeier: Lemurs] ring-tailed lemur (Lemur catta)
Explanations in French  [Mittermeier: Lemurs] maki, maki mococo, maque (Lemur catta)
Vocabulary 
Scientific name Lemur catta
Synonyms hirana
Tables and plates The Lemurs
Illustrations 

Entry Hira
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy  [Randzavola: Baiboly] Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara
Explanations in English  [Baiboly] Hirah
Explanations in French  [Baiboly] Hira
Vocabulary 
Quotes 

Entry Hi
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English  [Baiboly] zanak' i Aksesa
  [Baiboly] Ira
Explanations in French  [Baiboly] Ira
Vocabulary 
Other spellings 
Quotes 

Updated on 2020/07/31