|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 heniheny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a swamp.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Marais, terrain bourbeux, les rizières..
[1.3#236] 6 marécage. [1.8, 1.13] 7 (dans toute l'île). Végétation des marécages ; on donne souvent ce nom aux Cyperaceae.. 8 On désigne aussi sous la même appellation les rizières mal aménagées, dont le drainage est difficile.. [1.196] |
| Ohatra |
9 heniheny iray manontolo ny lohasaha.
[2.270#23]
10 Nokasaina homainina hatao tanimbary io heniheny be io. [2.472#170] 11 Ny heniheny fiandrasam-biby (ondry ) voaravaka ny voninkazo. [1.353#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 14 Haizavamaniry |
| Mpanahaka | 15 honahona, 16 horaka, 17 zetra |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|