|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hendry
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny
4  Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry
5  Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona
6  Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). [1.1]
Explications en anglais  7  wise, prudent, intelligent [1.7]
Explications en français  8  intelligent, prudent, sage [1.3#235, 1.8]
9  raisonnable, qui a du savoir-faire [1.3]
Exemples  10  Ho sambatra ianareo raha hendry aminy. [2.643#]
11  Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499#]
12  Lazao anaka, hoy Idada, fa zaza hendry hianao. [2.332#]
Morphologie 
13  Futur :
14  Impératif :
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)27  hendry
Partie du discours  28  nom
Explications en malgache  29  Tily, tsikilo [1.1]
Explications en français  30  action de guetter, d'épier, de veiller pour surprendre, pour tromper [1.3#235]

Mis à jour le 2023/03/28