Entrée | henatry ny razana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza ny mahantra fadiranovana ao amin' ny fianakaviana, izay toy ny henatry ny razana ka tokony hampian' ny havana rehetra [1.1] | |
Mots élémentaires | henatra ; razana | |
Mis à jour le 2023/06/15 |
![]() |