Entrée |
henamaso
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao Haja, fanajana:
Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [1.1]
|
Explications en anglais | [ hena-maso ] Respect of persons, awe, respect. [1.2]
|
| [ hena-maso ] Respect of persons;
eye-service, the doing of something because one is being watched;
fearful of what others will think or say [1.7]
|
Explications en français | Crainte des autres; honte;
craindre ce que penseront ou diront les gens [1.8]
|
Exemples | Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany.
[2.472]
|
Vocabulaire |
Mots élémentaires | henatra ; maso |
Mots composés |
|
Proverbes |
|